也字少一竖念什么
Ny efamira dia marolafy misy lafy efatra mitovy ary zoro mahitsy efatra (90°).

Raikipohy andrefesana
hanovaRaha t no iantsoana ny halavan' ny lafy iray, ny refin'ny manodidina P: P = 4t.
Ny velarana A dia ny halavan' ny lafy iray toradroa: A = t2
Jereo koa
hanova- Je?metria
- Biloka (je?metria) - Bola (je?metria) - Efamira - Efadafy - Faribolana - Hitsy - Ivo (je?metria) - Kantsana - Kapila (je?metria) - Lafy (je?metria) - Lemaka (je?metria) - Mahitsizoro - Marolafy (je?metria) - Miraefadafy - Savaivo - Tana (je?metria) - Teboka (je?metria) - Telolafy - Tsipika - Varingarina - Velarana - Zoro.